KRISTY FIAINANA MANDRAKIZAY
Mitory ny Filazantsaran'ny Fanjakan'Andriamanitra araka ny fahamarinan'ny Tenin'Andriamanitra.
AUDIO*
***
Jaona 6:34-40<< ary hoy ireo taminy: Tompo ô, omeo anay mandrakariva izany mofo izany.
IKorintiana9:18/ITimoty6:10 "Inona ary no valim-pitia azoko? Dia izao: raha mitory ny filazantsara aho, dia tsy asiako fandoavam-bola ny filazantsara, mba tsy hanampatra ny fahefàko amin'ny filazantsara...
Fa ny fitiavam-bola no fototry ny ratsy rehetra, koa ny sasany izay fatra-pitady izany dia efa voavily niala tamin'ny finoana ka nanindrona ny tenany tamin'ny alahelo be."
"Raha avy miseho eo anatrehako ianareo, Iza moa no nitady anareo hanitsakitsaka ny kianjako?
Ny voaloham-bolana sy ny Sabata ary ny fiantsoam-piangonana
Tsy zakako ny fivoriana masina haroharoam-paharatsiana!
Feno ràn'olona* ny tananareo. (*Hebreo= rà nalatsaka)
Salamo50:8&12:"Tsy ny fanatitrao no ananarako anao...Raha mba noana Aho, dia tsy hilaza aminao; fa Ahy izao tontolo izao sy izay rehetra eo aminy."
Marka 8:38" Fa na iza na iza no ho menatra Ahy sy ny teniko amin'ity taranaka sady mijangajanga no manota ity, dia ho menatra azy kosa ny Zanak'olona, raha avy amin'ny voninahitry ny Rainy mbamin'ny anjely Masina."
Tenin' Andriamanitra
- Daniel 4:22b, 31b-32,34b "…fa ny Avo Indrindra no ...
- 1 Timoty 6: 6-9 "Fa misy tombony lehibe tokoa ny t...
- Matio 6:5-6 ''Ary raha mivavaka hianareo, aza mba...
- Mpitoriteny 5:9, 1Timoty 6:10-11 "Izay tia vola...
- Lioka 6:46 Matio 7:21-23 "Ary nahoana hianareo...
- 2 Timoty 3:1-5 "Fa aoka ho fantatrao izao: fa any ...
- Romana 8:1-4, 13-14 "Ary amin'izany diatsy misy f...
- Ohabolana 4:10-19 "Anaka, mihainoa, karaiso ny Ten...
- Joba 36:22 Matio 23:8,10 "Indro,...
- Salamo119:101-104 "Efa narovako ny tongotrotsy ho ...
- Ohabolana 2:3-6, 9 "..raha miantso nyfahalalana ia...
- Lioka 23:27-31 "Ary nisy vahoakabetsaka nanaraka A...
- Asan'ny Apostoly 10:34b-35 "Hitako marina tokoaiz...
- Romana12: 9,21 "Aoka ny fitiavana hoamin'ny tsi-fi...
- Lioka13:23-24 " Dia hoy ny anankiray taminy; ...
- Matio 7:21-23 "Tsy izay rehetramanao Amiko hoe: T...
- Ohabolana 24:19-20 "Aoka tsyhirehitra ny fahatezer...
- Lioka 9:23-26 " Ary hoy koa Jesosy tamin'izy rehet...
- Matio 25:41-46 "Ary dia hilazaindray amin'izay eo ...
- Romana 6:23 "Fa fahafatesana notambin'ny ota; ary...
- Matio 13:40-43 "Koa tahaka nyanangonana ny tsimpar...
- Jeremia 3:12b-13,14a "Miverena ianao, ryIsiraely m...
- Lioka 20:17-18 "Ary Jesosynijery azy ka nanao hoe:...
- Marka 10:23-25 " Ary Jesosy nijery manodidina ka n...
- Ohabolana 8:1 12, 35, 36 "Tsy miantso vany fahend...
- Hosea 4:6 , 6:3 "Ringana ny oloko noho nytsi-fisia...
- Jaona 4:23-24 , Romana 8:26-27 "Fa avy ny andro(*...
- IKorintiana 6:9-11 " Moa tsy fantatrareova fa ny o...
- Ohabolana 25:11-12 "Ny teny atao amin'nyantony dia...
- Lioka18:1;7-8 "Ary Jesosynilaza fanoharana taminy,...
- Ohabolana 15:3, 10-11 "Ny mason'i Jehovahamin'izao...
- Lioka 8:12-14, 17-18 "Ireo tenyamoron-dàlana dia i...
- Jakoba 3:13-14, 16-17 "Iza eo aminareono hendry sy...
- Galatiana 3:23-29 "Fa fony tsy mbolatonga ny finoa...
- I Petera 4:17-18 <<Fa tonga ny androhiantombohan'n...
- Romana 12:1-2 "...mangataka aminareoaho, ry rahala...
- Lioka 3:2b-9 "...dia tonga tamin'i Jaona, zanak'i...
- I Petera 2:1-2 "Koa esory ny lolomporehetra sy ny ...
- Habakoka 2:18-20 << Mahasoa inona nysarin-javatra ...
- Ohabolana 13:13-14, 20 " Izay manamavo ny Teny ho ...
- Matio 13:47-50 << ny fanjakan'nylanitra dia tahaka...
- Matio 6:19-21 "Aza mihary harena ho anareo ety an...
- I Petera1:13-25 (Famporisihana hitondra tena mifa...
- Marka 6:12 & 7:21-23 "Dia lasa nandehaizy ireo ka ...
- Salamo 138:6-7 " Fa na dia avo aza Jehovah, dia m...
- Lioka 11:29a , 32 "Ary raha mbola niangona ny vaho...
- IKorintiana9:18/ITimoty6:10 "Inona ary no valim-pi...
- Jaona 6:43-45 "Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: ...
- I Timoty1:8-11 "Nefa fantatsika fatsara ny lalàna,...
- Ohabolana 11:20,15:29 "Fahavetavetana eo imason'i ...
- Ohabolana 4:10-19 "Anaka, mihainoa, ka raiso ny te...
- Salamo37:12-20 "Ny ratsy fanahy manao hevi-drats...
- Romana13:12-14 " Efa ho lasa nyalina, ka efa mby a...
- Matio 6:19-21,24 << Aza mihary harenaho anareo ety...
- Galatiana5:16-26 "Fa hoy izaho:Mandehana araka ny...
- Marka1:14-15 "Ary rehefa voasambotra Jaona, dia na...
- Ohabolana10:21&31-32 " Ny molotry ny marina mame...
- Lioka 9:25&IKorintiana 15:19 "Fa inona no soa azo...
- I Korintiana:4-5 "ary ny teniko sy ny toriteniko d...
- Efesiana 5:5-7 "Fa fantatrareo marimarina fa samy ...
- Zefania 3:5"Jehovah no Marina ao afovoany, Tsy ma...
- Matio 5:1-12 "Ary Jesosy, nony nahita ny vahoaka,...
- Daniel 2:20b-22 "Isaorana anie ny anaran' Andriam...
- Habakoka3:17-19" Fa na dia tsymamontsina aza ny a...
- Jaona6/34-40:" Ary hoy ireo taminy: Tompo ô, omeo ...
- Jakoba 5:19-20 "Ry rahalahiko, raha misy eo aminar...
- Jaona 6:44 "Tsy misy olona mahay manatona Ahy, rah...
- Matio4:17 "Ary tamin'izany andro izany dia nanombo...
- Matio5:42 & Ohabolana3:28: " Omeo izay mangata...
- II Samoela22:31 "Raha ny amin'Andriamanitra, dia m...
- Lioka 12:4-5 "Ary lazaiko aminareo sakaizako hoe: ...
- Jeremia 2:31-32:" Ry taranaka, dinihonareo ny Teni...
- Hebreo 4:14-16 " Koa satria Isika manana Mpisorona...
- Ohabolana 13:10 "Fifandirana ihany no vokatry ny f...
- Isaia 29:13-14 << Ary hoy ny Tompo: Satria mana...
- Hebreo12:3-6 << Fa hevero tsara Ilay naharitra ny ...
- I Jaona 2:15-17: " Aza tia izaotontolo izao, na ...
- Matio 16:11-12 & Lioka 6:39 << Ahoana no tsyahafa...
- II Timoty 2:19-21 << Kanefa nyfanorenana mafy nata...
- Jaona 10:14-15 & Nahoma 1:7 << Izaho noMpiandry Ts...
- Jaona 6:63 & Romana 8:14 << Ny Fanahy nomahavelona...
- Ohabolana 22:24-25<< Aza misakaizaamin'ny olona mo...
- Apokalipsy 16:15 << Indro, avy toy ny mpangalatra ...
- Marka 11:25-26 << Ary raha mitsanganamivavaka iana...
- Romana 6:19b; Hebreo 12:14b <<...fa tahaka ny nano...
- Matio 4:17b ; 16:27 ; Lioka 3:17 << Mibebaha ianar...
- Daniela 2:20b ; 21,22 <<.Isaorana anie nyanaran'An...
- Matio 6:19-21 & Ohabolana 28:20 << Aza mihary hare...
- I Petera 3:12 "Fa ny mason'ny Tompo diamitsinjo ny...
- Jaona 14:6 , Asan'ny Apôstôly 4:12 ...
- Matio5:43-45,48 << Efa renareo favoalaza hoe: Tiav...
- II Korintiana 13: 5 << Diniho nytenanareo, na mit...
- I Korintiana 1:18-19 << Fa ny teny nyamin'ny hazo ...
- Jaona9:31 , Matio12:49-50 << Fantatsi...
- Marka 8:34-35 << Arynantsoiny hanatona Azy ny vaho...


