sady hita fa tsy hahatondra na inona na inona hiala.
Fa raha manan-kanina sy fitafiana isika, dia aoka hianina amin' izany.
Ary izay ta-hanan-karena dia latsaka amin’ny fakam-panahy
sy ny fandrika ary ny filàna maro tsy misy antony sady mandratra,
izay mandentika ny olona ao amin’ny fandringanana sy ny fahaverezana."