<< Fantatsika fa Andriamanitra tsy mihaino ny mpanota;
fa izay mivavaka Aminy sy manao ny sitrapony no henoiny...
Mitory ny Filazantsaran'ny Fanjakan'Andriamanitra araka ny fahamarinan'ny Tenin'Andriamanitra.
Jaona 6:34-40<< ary hoy ireo taminy: Tompo ô, omeo anay mandrakariva izany mofo izany.