Tompoko, Tompoko, no hiditra amin'ny fanjakan'ny lanitra,
fa izay manao ny sitrapon'ny Raiko Izay any an-danitra.
Mitory ny Filazantsaran'ny Fanjakan'Andriamanitra araka ny fahamarinan'ny Tenin'Andriamanitra.
Jaona 6:34-40<< ary hoy ireo taminy: Tompo ô, omeo anay mandrakariva izany mofo izany.