sady manana izao tombo-kase izao: "Ny Tompo mahalala ny azy",
ary koa:"Aoka ny olona rehetra izay manonona ny anaran'ny Tompo hiala amin'ny ratsy."
Mitory ny Filazantsaran'ny Fanjakan'Andriamanitra araka ny fahamarinan'ny Tenin'Andriamanitra.
Jaona 6:34-40<< ary hoy ireo taminy: Tompo ô, omeo anay mandrakariva izany mofo izany.