"Fa avy ny andro(*Gr. ora), sady tonga ankehitriny,
raha ny tena mpivavaka hivavaka amin'ny Ray amin'ny fanahy sy ny fahamarinana;
fa ny Ray koa mitady ny mpivavaka Aminy ho tahaka izany.
Mitory ny Filazantsaran'ny Fanjakan'Andriamanitra araka ny fahamarinan'ny Tenin'Andriamanitra.
Jaona 6:34-40<< ary hoy ireo taminy: Tompo ô, omeo anay mandrakariva izany mofo izany.