Ahoana moa izao voasoratra izao:
Ny Vato Izay nolavin'ny mpanao trano, Dia Izy no efa natao fehizoro? (Sal. 118. 22).
Izay rehetra potraka amin'izany Vato izany dia ho torotoro;
fa na iza na iza no ianjerany dia ho mongomongo."
Mitory ny Filazantsaran'ny Fanjakan'Andriamanitra araka ny fahamarinan'ny Tenin'Andriamanitra.
Jaona 6:34-40<< ary hoy ireo taminy: Tompo ô, omeo anay mandrakariva izany mofo izany.