Fa Andriamanitra tsy hanome rariny ny olom-boafidiny va,
izay mitaraina Aminy andro aman'alina, ary moa hitaredretra va Izy?
Mitory ny Filazantsaran'ny Fanjakan'Andriamanitra araka ny fahamarinan'ny Tenin'Andriamanitra.
Jaona 6:34-40<< ary hoy ireo taminy: Tompo ô, omeo anay mandrakariva izany mofo izany.