"Tsy miantso va ny fahendrena, Ary tsy manandra-peo va ny fahalalana?
Izaho fahendrena dia miara-monina amin-tsaina,
Mitory ny Filazantsaran'ny Fanjakan'Andriamanitra araka ny fahamarinan'ny Tenin'Andriamanitra.
Jaona 6:34-40<< ary hoy ireo taminy: Tompo ô, omeo anay mandrakariva izany mofo izany.