Tsy hampanjombona ny tavako aminareo Aho;
Fa mamindra fo Aho, hoy Jehovah, ka tsy hitahiry fahatezerana mandrakizay.
Mitory ny Filazantsaran'ny Fanjakan'Andriamanitra araka ny fahamarinan'ny Tenin'Andriamanitra.
Jaona 6:34-40<< ary hoy ireo taminy: Tompo ô, omeo anay mandrakariva izany mofo izany.