ka dia hofongorako tsy ho eo ambonin'ny tany izy;
Kanefa tsy dia hofongorako avokoa ny taranak'i Jakoba, hoy Yahweh.
Mitory ny Filazantsaran'ny Fanjakan'Andriamanitra araka ny fahamarinan'ny Tenin'Andriamanitra.
Jaona 6:34-40<< ary hoy ireo taminy: Tompo ô, omeo anay mandrakariva izany mofo izany.