dia tsy sitrako ny hahafatesan'ny ratsy fanahy,
fa ny hialàn'ny ratsy fanahy amin'ny làlany, mba ho velona izy.
Mialà, mialà amin'ny làlan-dratsinareo,
fa nahoana moa no te-ho faty ianareo, ry taranak'Isiraely?"
Mitory ny Filazantsaran'ny Fanjakan'Andriamanitra araka ny fahamarinan'ny Tenin'Andriamanitra.
Jaona 6:34-40<< ary hoy ireo taminy: Tompo ô, omeo anay mandrakariva izany mofo izany.