" Ny molotry ny marina mamelona ny maro; fa maty ny adala noho ny tsi-fananany fahalalana.
Eo amin'ny vavan'ny marina no itsimohan'ny fahendrena; fa ny lela fandainga hofongorana.
Mitory ny Filazantsaran'ny Fanjakan'Andriamanitra araka ny fahamarinan'ny Tenin'Andriamanitra.
Jaona 6:34-40<< ary hoy ireo taminy: Tompo ô, omeo anay mandrakariva izany mofo izany.