Aoka hasehony amin'ny fitondran-tena tsara ny asany amin'ny fahalemem-panahin'ny fahendrena.
Fa raha misy fialonana mirehitra* sy fifampiandaniana ao am-ponareo,
aza mirehareha na mandainga manohitra ny marina. (* Gr. mangidy)
Mitory ny Filazantsaran'ny Fanjakan'Andriamanitra araka ny fahamarinan'ny Tenin'Andriamanitra.
Jaona 6:34-40<< ary hoy ireo taminy: Tompo ô, omeo anay mandrakariva izany mofo izany.