" Koa satria Isika manana Mpisoronabe lehibe, Izay lasa namaky ny lanitra, dia Jesosy, Zanak'Andriamanitra,
aoka isika hihazona Ilay efa nekentsika.
Mitory ny Filazantsaran'ny Fanjakan'Andriamanitra araka ny fahamarinan'ny Tenin'Andriamanitra.
Jaona 6:34-40<< ary hoy ireo taminy: Tompo ô, omeo anay mandrakariva izany mofo izany.